<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>Landy RABENIRAINY / Ira F. Stamphill</author>
<hymn_number>63</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Jehovah Ray ô ! Deraiko Ianao,
 Mpamorona 'zao tontolo izao.
 Anao ny hery sy fahefana,
 Ny fiandohana, fiafarana.

[C1]
   Raha Ianao no miaro ahy,
   Iza indray no hahatohitra,
   Tsy hisy koa haharombak'ahy,
   Fa Ianao no mihazona.

[V2]
 Ny tànanao no nisarika,
 Ny aiko tao an-davaka.
 Ny teninao no fanazavana,
 Ny làlako mba ho hitako.

[V3]
 Ny Zanakao ato anatiko,
 Milaza amin'ny fanahiko :
 &quot;Aza matahotra na manahy,
 Aoka ny fonao hiadana&quot;.</lyrics>
<title>AZA MATAHOTRA ASAFA63</title>
</song>